|
Tonga soa eto amin’i Wikibolana
Rakibolana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
|
Talata 19 Janoary 2021, 18h03 (UTC+3) |
Wikibolana dia sampanana miteny malagasy an'i Wiktionary, izay tetikasan'i Wikimedia Foundation anaovana raki-bolana oniversaly malalaka amin'ny teny malagasy. Ny votoatin'ity tranonkala ity dia azo ovain'iza na iza ary ny lisansa entin'ny lahatsoratra sy ny dikan-teny ato dia mitondra lisansa malalaka avokoa. Vangio ny Fitsipika ho an'ny fitsipika rehetran'ny tetikasa.